Tahirintsarin'i hery - krismasy2009

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 19/12/2009 18:54:47
Nitsidika : 422
Miverina amin'ny tahirintsary
Mirary soa ho an'ny namana rehetra eeee :-p

Hevitra

Hevitra taloha
10. simplex 22/12/2009 14:31:18
:-)
ovay an'io ny avatar haingana
;-)
11. Mirananirina 24/12/2009 16:36:27
jouyeux Noel
12. rhina 26/12/2009 10:56:44
speciala kely mintsy le tenu an !!!mirary soa ho antsika rehetra koa e!!!
13. mangidy 27/12/2009 20:14:39
Mirary soa de samy ho tratran'ny Taombaovao e,,
14. fahamarinana 27/12/2009 21:25:26
tsika aby sefo o,mirary fety milay ho anareo koa e!:-)
15. ikalamako 27/12/2009 22:08:28
hoatsan'ny vavikely ilay birikilahy io - mimmi ange zany @ ilay nifim-bitro efatsa e.
16. farihy 29/12/2009 16:14:14
Fatifaty be ialahy an! mmmmnay!
17. kelly13 29/12/2009 17:58:02
zanadrainy
18. josecaen14 22/01/2010 18:45:12
dia mirary fety sambatra sy taona voavao milay koa rahery ah!milay foana ny serasera fiarahana
19. Malita 05/06/2010 10:30:46
na dia somary tara aza ity dia misaotra e! hihi

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg