Tahirintsarin'i hery - hery

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 20/01/2010 16:08:53
Nitsidika : 531
Miverina amin'ny tahirintsary
Mangatsiaka ny andro na dia efa misy chauffage aza ato ampiasana

Hevitra

Hevitra taloha
2. Ralay 20/01/2010 19:41:30
sady misera zany no mikandra an!
3. fijo 20/01/2010 21:30:22
tena tonga ihany tsamy an,sika samy avy any anjanomanalina ihany ty e,tsatsy n taona zany nareo e,hihihihih sady rap be ny mozika eo an
4. hery 21/01/2010 08:31:24
fijo> lolll... ie, ny kofa njay toudé vo mifou de miasa miaraka am'ny akanjomanjy fa tsisy kimanjomanjo sy misolo akanjo zany.
5. pikatti 21/01/2010 15:48:19
ha ha ha, cousin marina !!!, refa tsy mampiasa le ordi zany zah dia nareo njay an, ary toa tazako , arahinareo maso akaiky anie i wiwi zany e, lol
6. fijo 22/01/2010 21:24:21
zany mahintsiny ka,avy de revena milay amizao fa tsika tsy mivaky latety amizany eo.fa njaso klo ,fa hitady le zavatsa kely aho bain an
7. vale 27/01/2010 05:43:13
hihihihihi, mampime ko nareo ka!! ;-)
8. vale 27/01/2010 06:03:04
ka ho hita intsony ve ry Hery miampy an'iny saron-doha iny !... :-)
9. pikatti 27/01/2010 23:53:25
cousin marina klé, misaotra mialoha aloha @ le twitter , e, kaira hoy ny boakely aty paname e
10. milaibe 29/01/2010 07:49:43
Bonne année aloha sefo e
Lasa milay be ny serasera , misaotra e
11. mirajotiana 24/04/2014 09:38:39
aza maka sarotra izany oa

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg