Vakansy 2009 - Aosta

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy 2009
Nampidirina ny : 26/02/2010 11:42:21
Nitsidika : 875
Miverina amin'ny tahirintsary
Legalista foana foana

Hevitra

Hevitra taloha
1. hery 26/02/2010 11:43:12
'Gay zany faravodilanitra :-)
2. Robie 26/02/2010 12:59:39
Aiza izany toerana mahafinaritra be izany o, tsy manintsy mandresy ny rariny anie e
3. maeva74 26/02/2010 13:38:17
kely sisa de tafakatra any @ avo Andriamatoa Hery
4. hery 26/02/2010 13:52:43
Robie> Any ampototr'i Mont Blanc (Alpes) io.
5. cowgirl 26/02/2010 14:42:32
Avo ny lanitra ka tsy takatro
6. Samoana 26/02/2010 18:48:26
Mbola "mino fotsiny ihany" matoa miha-manakatra ny lanitra e ! hihihi
7. fijo 26/02/2010 23:22:59
tandremo sao potraka ihany e
8. terrywui 03/03/2010 17:13:33
yéééé..légaliste foana isika kaaaa....hin hin hin hin
9. kelly13 03/03/2010 18:09:12
zao le oe tsiky d ampy tsra kosa kou
10. sylvoalias 06/06/2010 09:18:41
Manao Besorongola ve ?
Korisa korisa ihany!

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg