Tahirintsarin'i hery - Hery sy Aina

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 14/03/2010 19:15:37
Nitsidika : 387
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. simplex 14/03/2010 19:18:48
mitovy an...
copier-coller
;-)
2. yonikafopl 14/03/2010 19:42:34
antsay eeeee, de dadany navela mintsy i Aina kely
3. Ralay 15/03/2010 07:34:52
Tena photo retouchée mintsy izy izany ra Hery an, nesorina fotsiny ny nify ambany sy ny ride :)
4. nadyan 15/03/2010 18:09:50
lahibe sahady ty zazakely marina a
5. vale 17/03/2010 14:15:53
papa et maman mitambatra, mimi kely zany ra saryyyyy! :-)
6. maeva74 17/03/2010 16:11:31
Oh tokoa izany mahazo silaky ny aina izany hihihhi tokony mamany koa izao fihimpihinin´i Hery ohatr´izao . mahagaga mihitsy ny lhl hihihih madama tsy hita trace mihitsy fa zaza foana
7. pikatti 19/03/2010 10:26:45
tsiky dia ampy fois 2 ,veloma oz tonton e,lol
8. arialy 25/03/2010 10:39:21
lol io ary hery fa miha soir hihihihi, ny zaza mihalehibe !! mahafatifaty ny sipakely an
9. hery 25/03/2010 10:45:43
arialy> Tsy sipakely io fa boay kely :-)
10. raba 20/10/2010 19:09:28
Tena misy hitovizana amin'i GOTHLIEB ianao, havany ve?

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg