sarobidy - Aho

Nampidirin'i : tafita
Tahirintsary: sarobidy
Nampidirina ny : 13/04/2010 21:58:43
Nitsidika : 713
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. tafita 13/04/2010 22:00:16
tongava aty aminay de miaraka mandendeh ery ambony ery
2. Mirananirina 14/04/2010 15:05:40
mitongilana ve vao mahita ilay sary
3. walte 20/04/2010 05:57:39
De efa ho tonga any Andanitra rana agnareo zany ka, amin'ny avo eh
4. tafita 20/04/2010 10:29:21
izao mantsy le tanana sisan' ny ady t@ andron- DRanavalona , mbola tsy hitan' i walte , mankanesa aty , fa lalana adiny 10 avy ao Fianaratntsoa angé

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg