Tahirintsarin'i hery - Hery sy Aina

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 18/04/2010 23:58:16
Nitsidika : 476
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. pikatti 19/04/2010 14:05:38
tsiky tokana dia ampy , tsiky roa dia sahaza
2. maeva74 20/04/2010 00:43:29
hihihhihihi aoka fotsiny
3. milaibe 22/04/2010 14:28:16
Ouadrayyyy e, kilonga , ary mitombo be anie nedala zany ben an, efa misy mpanolotsaina izany ny serasera e lol
4. vale 24/04/2010 13:42:57
ouansaieeeee, mimi, roooo mimi kely le sary!!
5. Iavolaza 25/04/2010 13:31:46
Fa inona njay zao no mahafalifaly an'ise eo ry Aina???
6. josecaen14 21/08/2010 23:26:43
o rahery o !aona ny fomba hapidirana sary sy fanovana tsy mety daolo ze sary apidirinay e!
7. hery 21/08/2010 23:46:29
josecaen14> Aza atao mavesatra be e.
8. josecaen14 22/08/2010 02:15:34
fa ahoana l mazevatra ?ny ahy zao 10megapixel ny appareil fotoako d micro sd ny carte d ahoana ny effet anizany,?
9. hery 22/08/2010 11:14:20
josecaen14> Ny mavesatra dia mihoatra ny 500kb. Na mihoatra ny 1024 px ny longueur.
10. josecaen14 22/08/2010 15:56:45
zany hoe mila reglena zany ny dimension @ apareil sa ny zoom ?,ahoana ny fomba azona l -500kb ?

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg