Tahirintsarin'i hery - Mijery bol

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 25/06/2010 01:22:04
Nitsidika : 419
Miverina amin'ny tahirintsary
Sady mikandra no mijery baolina... allez les bleus mody... forza Italia a casa...

Hevitra

Hevitra taloha
1. hery 25/06/2010 01:22:49
Ny andro amin'io efa été fa aty aminay mangatsiaka lolll
2. Makouto 25/06/2010 06:59:56
sao de mba nanavy kousa razokiny fa resy Italia an!!!
ary niteraka kou le laptop thinkpad de tsy nikôzikôzy nareo !!
3. dadasy 25/06/2010 07:21:54
ny bekintana sy ny aziatika efa miakatra ny lentany! bye bye Eoropa! hihihi
4. Makouto 25/06/2010 08:38:21
marina zany mety nihangeza ny mason'ny kelimaso de nanjary nahita tsara ry zareo hihihihi!!!!
5. Ralay 25/06/2010 08:45:56
Hisy surprise hoy aho @ty coupe du monde ity. Efa ny finalistes 2006 izao no lasa dia mbola ho avy eo koa ny manaraka
6. hery 25/06/2010 09:37:09
Makouto> Tsy nisy niteraka zany fa kandra daholo io e :-)

Zah tsy naka Italie mihitsy hatramin'ny voalohany ary be dia be ny italiana tsy naka Italie satria otran'ny resaka hafahafa be ilay choix nataon'ny entraineur. Betsaka ny joueurs tsara tsy nentin'i leiry (attaquants milay daholo). Izay rehetra no-suggerer-n'ny olona, mpanao gazety sns tsy nisy noraisiny na iray aza kanefa bandy mahay daholo. Tamin'ilay resy farany iny aza i leiry mbola niteny ihany hoe "Tsy nisy mpanao bol mahay izany najanoko"... Izao resy :-)
7. Ralay 25/06/2010 15:26:01
Aleo mba ho an'ny hafa indray @ty e! pourquoi pas Japon :)
8. fijo 25/06/2010 23:59:59
finale brezil sy portugale
9. vale 29/06/2010 17:48:43
vamos Portugal!! hihi :)
10. vale 29/06/2010 17:49:10
Hery< hihihi :)

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg