Tahirintsarin'i novynitram - P1030755

Nampidirin'i : novynitram
Tahirintsary: Tahirintsarin'i novynitram
Nampidirina ny : 11/09/2010 16:14:28
Nitsidika : 716
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. Toucky 18/10/2010 12:12:48
Wooaouu
2. felana 19/11/2010 00:30:58
Milay be ! Zà mba ento
3. novynitram 19/11/2010 10:19:02
salut ndry ndao fa ary aiza no fotoana de miara mitaingina hihihi
4. josecaen14 24/03/2011 11:32:58
aiza eto pars no misy anio rano io ry ben ? Efa 10ans aho no teto fa tsy koboiko hoe aiza zany tour efeil zany mdr!
5. novynitram 24/03/2011 11:36:33
la seine less io a , mandehana mba mandeha amin le bateaux kely reny de mahita an io e ,
6. josecaen14 24/03/2011 11:40:27
ka za nge zao aty lyon no mipetraka eh! 1fois par mois no mba miakatra any pars !
7. novynitram 24/03/2011 11:42:22
zan refa mandalo lah de mba mankanesa eny e tsy de lafo anie e, ay laisany any lavitra be koa
mazoto e
8. josecaen14 24/03/2011 11:49:49
Efa nipetraka tao cachan aho taloha ka ;aleo ndray aloha aty @ sisiny aty eh!aty milamdamina samy tsy manana ranomasina ihany eh!hoatrany any dago eh! marais masay sy anosy no mba mer antsika lol!
9. novynitram 24/03/2011 11:51:34
marina io

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg