Tahirintsarin'i timmi - bizzzz

Nampidirin'i : timmi
Tahirintsary: Tahirintsarin'i timmi
Nampidirina ny : 12/09/2010 13:03:22
Nitsidika : 708
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. verozoky 12/09/2010 17:32:07
nareo reo an!
2. simplex 14/09/2010 22:23:27
mahagaga fa tsy mba misy manao hoe french kiss mintsy ireny mpanambady ireny
refa hoe horoy @ zay... kanefa refa tsy @ mariazy mety tena tsoda be mintsiny :-)
3. bandikely01 16/09/2010 11:30:42
Aona ary no tsy asina lela le izy, lol , felicitation e
4. femmesolitaire 23/09/2010 16:17:05
tsy azoko ny tena antony hampisehona anle sary
5. bandikely01 23/09/2010 17:12:42
Amizay tsisy mikotikoty tsony le vhv de le lhl kou
6. verozoky 23/09/2010 19:16:05
fa inona anefa no tena olana @le sary?io ary no mba tiny alefa koa manin?samy mampiseho an'zay ananany.
7. hery 23/09/2010 23:37:28
zah mba gaga. Anazy io dia rehefa tiany aseho dia aseho. Rehefa tsy mampiseho ianao dia aza mampiseho.
8. felana 19/11/2010 00:35:47
Milay be e !!!
9. mymi 24/08/2011 11:30:14
félicitation e! mahareta atr@ farany ô!

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg