sakaymena - SDC11040

Nampidirin'i : sakaymena
Tahirintsary: sakaymena
Nampidirina ny : 28/09/2010 07:46:59
Nitsidika : 755
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. soanja 02/10/2010 23:03:03
Eto ve izao indry anatin' ilay trano bararata sa ety ivelany? mahafinaritra ilay paozy.
2. katiaa 03/10/2010 09:06:27
hafakely ndray :-)
3. sakaymena 03/10/2010 21:12:49
soanja ao anaty trano bararata mitsy io!!!!
katia o! fa n inona alou no hafa kely e????
4. katiaa 03/10/2010 21:26:55
hafakely akia le pozy aa tsi ratsy mintsy :-)
5. sakaymena 03/10/2010 21:50:55
mercie aky a ndry kou ar mafatifaty ery!!!!
6. Zazabe 25/02/2011 14:20:57
kiss ndray twa an
ela zany a, nahita sary d mahatsiaro e

A++
7. josecaen14 24/03/2011 11:22:13
tsy ao tsimbazaza ve io ?!mdr!
8. tiksa 01/08/2011 07:38:40
manampy isa ny cousinanareo ao @ parc ve nareo zany? hihihi mdr

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg