sakaymena - SDC10692

Nampidirin'i : sakaymena
Tahirintsary: sakaymena
Nampidirina ny : 28/09/2010 08:04:09
Nitsidika : 694
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. soanja 30/09/2010 14:41:14
Mety tsara amin-dry ilay toerana satria ny tsara tafaharo ka mahasondriana.
2. sakaymena 30/09/2010 15:22:05
mercie anjy ki a!!!!!!!!!!!!!!
ny natiora no tsara hoe.!! mrc bcp e
3. soanja 30/09/2010 18:02:33
Tsara tarehy indry ka. Variana aho mijery ny sarin-driako sy ny natiora manodidina. Aiza io toerana io Sakaymena?
4. sakaymena 30/09/2010 20:03:31
misatra andry aki kou.fa io toerana io? aty liban malaza ratsy aty ky io ah!!!!!!!!!!
5. soanja 01/10/2010 04:31:11
Mahafinaritra mihitsy raha ny fahitako azy avy aty. Hitako am lay ala ao afara ao koa amin'ilay sarinao raika ary. Hay ve aky misy toerana mahafinaritra be any. N'aiza n'aiza moa aky dia misy laza ratsy aby. Zay le olana.
6. sakaymena 01/10/2010 06:06:13
salut njy.Ie misy toerana mafinaritra maro be aty ka.hotran ny tany mandroso rehetra kah.misaotra akia.
7. soanja 01/10/2010 06:12:32
Salama Sakaymena, Tsy misy fisaorana akia, misaotra nizara sary ho anay.

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg