Tahirintsarin'i novynitram - IMG_2490

Nampidirin'i : novynitram
Tahirintsary: Tahirintsarin'i novynitram
Nampidirina ny : 29/10/2010 15:30:16
Nitsidika : 670
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. vale 30/10/2010 15:11:56
ary toi mahay maka sary an, tsarabe kou le toerana!
2. novynitram 30/10/2010 18:26:22
tamiza nandalo tany mada teo io e any ampefy chute de la lily
3. vale 31/10/2010 15:36:00
ha bon, efa enoko fa malaza be io toerana io, merci nizara aza e :)
4. novynitram 31/10/2010 17:30:10
zan milay be any fa ny lalana alou de dezak raha voiture ivaiva somary savolaina vao tonga any e
5. vale 03/11/2010 18:31:36
angah manin izany rhf te ahita, hihihih!
6. novynitram 04/11/2010 18:24:09
zay kosa aoha de marin e mahagaga fa zay fona le oe mitady ny tsy fahita na de ;;;;;;;hihihi

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg