Tahirintsarin'i hery - Eté tamin'ny herintaona

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 08/11/2010 16:37:38
Nitsidika : 464
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. Ralay 08/11/2010 16:49:45
Mampatsiaro vakansy ilay toerana :)
2. vale 08/11/2010 18:22:53
hummm, ianareo telo mianaka io an!..tsara tohana ery ange i Hery izany e, hitako eto mihintsy ny fiovana, hihihi
3. rrasoa 10/11/2010 15:33:04
tena miadana ampanambadiana ry hery zany lol
4. vale 11/11/2010 19:16:42
zany mints akia rrasoa a! :) lol
5. maeva74 13/11/2010 08:22:43
Rahoviana no ho tonga ny vahinin-tsika RaHery an! Mahafinaritra ny vakansinareo telo mianaka izany
6. Samoana 16/11/2010 17:28:19
mbola zeun Rahery fa aza ampanenjehana ny anay ny kibo a hihihi ! Milay fa sady tsikilava no mampitsiky lava hatrany e
7. tess 21/11/2010 21:01:39
hihihihi
8. Aino 29/12/2010 08:55:14
Efa hisy zandriny i Aina kely fa efa mavesatra zany kibon'i hery izany lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg