Vakansy tany Dago - DSCF1945

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy tany Dago
Nampidirina ny : 26/01/2011 23:47:07
Nitsidika : 970
Miverina amin'ny tahirintsary
Avy nilomano dia manao karaoke :-)

Hevitra

1. fahamarinana 27/01/2011 07:08:34
Kay , fa nanakory ! Soa nasiana hoe avy nilomano ! hiii
2. mangidy 27/01/2011 08:33:16
itako ny lanitra o,,,, lol
3. simplex 27/01/2011 17:35:11
lol
tsara fe ^:^
4. tess 31/01/2011 21:39:33
raha vevavy zao io defa betsaka ny ni menomenona mdr
5. soanja 08/02/2011 02:00:23
tapaka ato ny tsinaiko. loll de tsy azoko hoe inona koa ilay ataon'ilay zalahy ery afara ery. manao chorus am hery ve sa ????
6. mitsiky 16/02/2011 09:02:49
nahafinaritra fihaonana tamn'io an!! :-p

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg