Vakansy tany Dago - DSCF1958

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy tany Dago
Nampidirina ny : 26/01/2011 23:48:07
Nitsidika : 703
Miverina amin'ny tahirintsary
Dia avy eo indray nandihy

Hevitra

1. fahamarinana 27/01/2011 07:08:03
hii, razokinakahy sy sefo manala azy be ! :))
2. mangidy 27/01/2011 08:33:57
Maninona aza aho no tsy nalaindrazoky sniff,,
mankasitraka !
3. hery 27/01/2011 08:42:59
mangidy> hoe tsy maintsy mody am'2 hono de tsy tonga... kanefa azonay naterina ange e.
4. vale 27/01/2011 19:40:21
hihihi, da fety be, da fety beee, ataon'i razoky Ravato mahamay ny sehatra izany teto an! lol :)
5. soanja 08/02/2011 02:04:42
Alefa tonton Parson eee!!!! merci
6. mitsiky 16/02/2011 09:05:52
klou jereko tsara oe !!iza tena be kibo lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg