Vakansy tany Dago - DSCF1034

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy tany Dago
Nampidirina ny : 28/01/2011 11:17:37
Nitsidika : 557
Miverina amin'ny tahirintsary
Afa-po mihitsy

Hevitra

1. vale 28/01/2011 23:33:01
tsssss, mampilenda indray ry sefo! Lol miammm!
2. ainaheri 29/01/2011 06:42:36
Ita oa vale, zay kou ane afapo fa saingy nisy souffre ee lol
3. vale 29/01/2011 14:51:41
ainaheri> sady anzay le ahondrana aty kiritika kely dol fa manin mints eee?! pfff!
4. ainaheri 29/01/2011 19:55:49
Vale;zay le fitiavankely ny gasy ee,tsy mba miezaka hanatsara zvtr, vola eo ny eo iany, d mataotra hifaninana @ Afrik du Sud,d aleo hotazana haingana..
5. vale 01/02/2011 13:44:08
ay ve zany mampatonga azy ireny hoatr'izany e, tssss! aleoko indray aza ny létchis avy any martinique misy lebe tsara!lol..
6. soanja 08/02/2011 01:58:16
Oay lotisy!!!! tena manina sahady ilay tsiro manokana aho zany... dray dray aza de mampilendalenda Hery o!

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg