Misa - 1

Nampidirin'i : Misayntsoa
Tahirintsary: Misa
Nampidirina ny : 07/02/2011 12:47:25
Nitsidika : 552
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. hery 07/02/2011 12:49:07
Humm original le akanjo :-)
2. Misayntsoa 07/02/2011 12:51:41
ihihih.meezan ol ary leizy eny andalana ko.
3. hery 07/02/2011 12:56:23
Ka ny orizinal misy mihomehy foana ka... fa entinao mandehandeha andavanandro ve?
4. Misayntsoa 07/02/2011 13:06:06
ieu.Mba nandramako nentiko niasa ka.sa ref inna no tokony oentina?
5. hery 07/02/2011 13:15:25
Entina am'le fivoriana ireny izy :-)
Fa mangatsiatsiaka kosa angamba io an... surtout raha tsisy nin nin mihitsy ao anatiny :-)
6. Misayntsoa 07/02/2011 13:16:29
Mampahazo aina b.Otran Original.lol.ihihihihih
7. hery 07/02/2011 13:18:10
loll azoko antsaina
8. Misayntsoa 07/02/2011 13:20:25
c drôle.tpt.Ka enao ange no namoaka an lé teny eh d itako oe mahalaza azy tsara d naveriko.lol
9. simplex 08/02/2011 19:40:52
otran'ny akanjona mopera ^:^
10. simplex 08/02/2011 19:41:16
le loko fotsiny no otran'ny hoe fandevenana
sinon tonga dia afaka manao lamesa toi
;-)

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg