iarymino - gasy ray gasy reny sady teratany

Nampidirin'i : iarymino
Tahirintsary: iarymino
Nampidirina ny : 09/02/2011 19:30:43
Nitsidika : 2229
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
2. simplex 10/02/2011 14:51:36
gasy ka manja!
3. bonbongasy 10/02/2011 20:10:27
FĂ©licitation e! mahareta h@ farany
ary mba présenteo alou le tompon'ny fonao e
4. zinila 23/02/2011 02:08:33
tena tsara le gasy e
5. iarymino 08/03/2011 16:07:23
msaotra oh!!
faly aho fa gasy sady misy mankafy!! hihihihihihihih!!!!!
6. Barth 15/03/2011 11:29:43
Mahafinaritra ny tena Malagasy e!!
7. Zoukrivo 26/03/2011 15:01:42
Dray , mahatsiaro an i Neny aho ! tsara a!
8. pascalo 07/04/2011 20:19:01
zay ah vo naita endrika gasy toy zao. ra mba toa anao zao ny mety o vevavy iaraka amiko any arina any d tena tiko ndrindra.toizo ki fa tsara a! vitsy n vevav gasy manao toy zao ndrindra am site toy tony.bye ndry
9. akom-peo 23/07/2011 01:12:20
na ny anarana na fitafy dia tena gasy, tena tara tateraka mihitsiny aho akafizoko 100/ ny maha gasy
10. nalaina 08/06/2014 20:42:13
Tsy ampy anle talc, le maha-fotsifotsy be sisa... Nefa efa manja kanjoko e! Sao de lasa iosotra talc eo tokotrany...
11. iarymino 06/07/2016 15:55:10
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Ny mi-sera tsy misy tsiky hono toy ny saobakaka mamangy rafozana, ny mpamangy mototra ny vangiana mototra...

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg