iarymino - faly aho fa gasy e!

Nampidirin'i : iarymino
Tahirintsary: iarymino
Nampidirina ny : 09/02/2011 19:31:41
Nitsidika : 1150
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
2. Zazabe 09/02/2011 23:39:40
Nify tsara be io kou manin mou e

Ary izy manana pozy karazany hafa b mintsy an

Kiss a
3. stanley 10/02/2011 14:10:15
Tsara deolo na ni nfy na ny maso na ny volo na ny tarehy na ny...fitafy :)
4. Ralay 11/02/2011 15:37:42
Izany no tena Malagasy an!
5. lucas 12/02/2011 18:02:57
hita tssra ny maha gasy ny aminao amizao
6. daddie 15/02/2011 09:52:22
gasy oa ka manja e!!tsar lotra enw kah!
7. mantola 06/03/2011 10:21:00
maninona toakoa moa no afenina !
8. iarymino 08/03/2011 16:06:08
misaotra daholo e!
menatra a an!!
9. polety 22/03/2011 13:43:34
tena manja eto!
10. MitovyB 19/04/2011 07:27:10
Ary nareo retraretra zany anie ka tsara nify aby e!, tsy mila formila tsony fa tonga d tena en forme tsara !, milay e !.
11. nalaina 08/06/2014 20:39:14
ny mpanjakavavy RanavalonaIV...

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg