Vakansy tany Dago - Fety Antsirabe 2010

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy tany Dago
Nampidirina ny : 01/01/1970 01:00:00
Nitsidika : 540
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. BRIOCHE 05/04/2011 12:54:19
Mba zarao dadatoa a! zay aty lavitra aty zay ela tsy mba nisorona afo zany dadatoa a, mampamangy ao dadatoa a
2. hery 05/04/2011 13:35:12
Zahay anefa misoronafo isanandro
3. BRIOCHE 05/04/2011 13:46:30
sambatra n'nareo feno arina, zahay feno fofona petrole fôna fôna, sady lany vola @ jirama
sady nareo ngamba zao afaka mahandro box koa e, inona ary zany box zany ô?
4. iaboba 05/04/2011 14:02:16
kajaha zany e!
5. BRIOCHE 05/04/2011 14:41:16
Inona ndray ary ity kajaha? ny anay mangahazo filazanay zany box zany knou.
6. iaboba 06/04/2011 12:01:17
ka zay aki no fitaronanay azy a! , andao hihinana kajaha pika (mangahazo maina), de in zany ny hoe koba kajaha any aminareo?
ampianariko mitarona ve njy
7. BRIOCHE 06/04/2011 12:13:47
KOBA MANGAHAZO AKY FILAZANAY IO A
FA AIA MOA ENAO IO
8. iaboba 06/04/2011 15:27:47
ay!
tavela teo radadatoan-dry, lasa resabox ity
Hatraty fianar e! ndry ar ef mitarona koh. sa mba nandalo taty ko de nahay?
Veloma amindradadatoa ao e!
hi3
9. BRIOCHE 07/04/2011 07:47:24
Salama ve dadatoa?
Mba andefaso satrobory sy lambaoany dadatoa a!
Veloma dadatoa de misaotra melohh
10. BRIOCHE 27/10/2011 10:26:16
salut dadtou, in vôvô zay ela zay, salama dôly ve fianakams tsika ao, efa teraka ve Nety?

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg