Tahirintsarin'i hery - Avril 2011

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 28/04/2011 09:03:15
Nitsidika : 422
Miverina amin'ny tahirintsary
Androany maraina alohan'ny hiasa :-p

Hevitra

Hevitra taloha
1. mitsiky 28/04/2011 09:06:46
hummm j'm!! B geste kwel :-p
2. Anakounda 28/04/2011 09:24:49
Zany bagdad zany !!! hahahahaha !!!
3. hery 28/04/2011 09:26:06
loll ny sipa ihany no bagdad ka
mitsiky> noheveriko hoe jtm saika falifaly be zah loll
4. sylvaine 28/04/2011 10:34:56
vo maraina naka sary lol
metimety eh
5. jessy 28/04/2011 12:01:57
sexy be hoa lay pataloha loll
6. hery 28/04/2011 12:34:11
jessy> ka normal fa ny pataloha tsy maintsy sexy foana... Sa nen'lah aiza ny fitaovana no mipetraka? loll (oups)
7. soanja 28/04/2011 12:44:20
Ao tsara izany andron'ny Hery izany fa en forme tsara Ise.
8. jessy 28/04/2011 13:00:36
hery fitaovana fanao in io fa tsy azoko? lol
9. mitsiky 28/04/2011 13:18:02
lollll
10. Anakounda 28/04/2011 23:50:26
hery hita mihintsy elah hoe bagdad satry mianatra ny style i MitovyB @ lay azavaina tsara we nanin izy teo @ sary hahahahahaha !!! :-p

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg