Finday - tatinatah

Nampidirin'i : tatinatah
Tahirintsary: Finday
Nampidirina ny : 16/11/2011 07:29:15
Nitsidika : 885
Miverina amin'ny tahirintsary
.... aiza !

Hevitra

Hevitra taloha
1. akom-peo 23/11/2011 21:00:28
za ko himpetraka eo akaiky nao eo
2. rjaina 20/01/2012 13:17:29
mila mpanosika ve njy?
3. dadax 10/02/2012 08:07:31
rjaina> dedavnao azera njay izy an!
4. tatinatah 10/02/2012 08:28:51
@rjaina:aoka fa matinareo zah e
hihihi bisou Zokinakah
5. rjaina 10/02/2012 12:46:53
aza milaza tsy anontaniana an!
6. dadax 23/02/2012 08:34:56
sambatra mints zokinakah fa maazo tsik² + bisou!!
7. Myrd 02/03/2012 06:36:54
Milamina ery izy izany an! Mahafinaritra e!
8. rjaina 03/03/2012 09:40:44
fa tsy hain'ny dadax ve le hoe ze mangataka de omena é? mbo klistianina iany lol
9. dadax 03/03/2012 12:51:14
kyyyy nde mba angataka ah zan sao mba maazo le
10. dadax 03/03/2012 12:55:13
nefa aleo angatahana toizay mangataka!

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg