Finday - ialinirina

Nampidirin'i : ialinirina
Tahirintsary: Finday
Nampidirina ny : 13/02/2012 22:16:29
Nitsidika : 700
Miverina amin'ny tahirintsary
Fwd: Sariko

Hevitra

1. Rajem 14/02/2012 14:02:31
fa aiza nareo zany e?
2. ialinirina 14/02/2012 14:46:31
Mbola eto @ planete terre ihany ka.saingy tany @ ranomandry fotsiny sady mba tsara n andro t@ lahady
3. mirananirina 17/02/2012 17:33:59
Tsara be le fanaovana gorisagorisa
4. ialinirina 17/02/2012 18:11:42
Misaotra e,soa fa tsy rovitra ny pataloha

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg