Finday - pierrol

Nampidirin'i : pierrol
Tahirintsary: Finday
Nampidirina ny : 17/05/2014 15:14:16
Nitsidika : 381
Miverina amin'ny tahirintsary
photos namama

Hevitra

1. destina 10/06/2014 10:29:18
fa manina no mitsivalana le sary sa le tompony mints no te hitsivalana?lol
2. pierrol 10/06/2014 20:27:16
Izy ary no tena mahintsy kou
3. destina 11/06/2014 15:36:42
rhf mznde eny @ plaage anie de tenu de plage no tokony anaovana e!lol
4. pierrol 12/06/2014 08:55:36
Kah zah anie tsy nivonina ho eny @ plage t@ io E avy any Sambava zah t@ io D mba naka souvenir teo fa hiakatra tanĂ 
5. destina 27/06/2014 13:14:29
tena tsara le sary an!sa le tompony mints no tsara!mdr
6. pierrol 28/06/2014 05:41:42
Ie, ny tompony no tena tsara lol

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg