Fampidirana sary

Ny fomba tsotra indrindra hampidirana sary eto amin'ny namana serasera dia etsy ankavia misy hoe hampiditra sary dia tonga dia tsindriana fotsiny iny dia avy eo afaka mampiditra sary.

Raha toa anefa ka tianao hirindra kokoa ny sarinao dia azonao avondrona anatina tahirintsary izany. Ohatra hoe sary maromaro tamin'ny zava-nitranga iray dia apetrakao ao anaty tahirintsary.

Ny fanokafana tahiritsary dia etsy ankavia ihany koa, eo amin'ny fanoroam-pejy misy hoe Hanokatra tahirintsary

Rehefa manokatra tahirintsary ianao dia azonao fidina ny namana afaka mijery ny sarinao. Na ho an'ny rehetra, na ho an'ny mpikambana ihany na koa ho an'ny namanao manokana ihany.

 

Hevitra

minonja - 25/11/2013 21:24
ary ahoana ny fomba famafana ny sary??
Valio minonja
toujouhery - 11/04/2015 13:41
manaona tompoko o! ary rehefa atao profil l sary dia ahoana no atao?
Valio toujouhery
harenadanny - 12/04/2016 14:34
hampitra sary @profil?
Valio harenadanny
TNJJ - 15/02/2017 18:33
ary rehefa anisy fhoto d qroqhil d aona
Valio TNJJ

Hampiditra hevitra

mg