Fampisehoana video Youtube

Nanomboka tamin'ny volana marsa 2010 dia afaka mametraka Video Youtube amin'ny eritreritra mandalo sy ny hafatra ny tsirairay.

Toa izao no fametrahana video. Hatramin'izao aloha dia mbola Youtube ihany no azo apetraka fa mbola hatsaraina amin'ny manaraka.
Raha te hametraka video Youtube dia jereo ilay lien omen'ny Youtube. 
Ohatra hoe http://www.youtube.com/watch?v=8kxC8CzwIOY dia alaivo ilay code aorian'ny v= izany hoe ilay 8kxC8CzwIOY eto amin'ny ohatra dia ataovy ao anatin'ny [youtube] sy [/youtube] tsy asiana elanelana. Izany hoe toa izao [youtube]8kxC8CzwIOY[/youtube]

Hevitra

sayyuk01 - 06/12/2014 18:55
Aiza kay no site fi-telechargenena mp3 malagasy ?
Valio sayyuk01
sayyuk01 - 06/12/2014 18:56
Aiza kay no site fi-telechargenena mp3 malagasy ?
Valio sayyuk01

Hampiditra hevitra

mg