Hanova solonanarana na tenimiafina

Ny solonanarana eto amin'ny serasera dia tsy azo ovaina. Raha toa ka tsy nety taminao ilay solonanarana dia mamorona solonanarana vaovao dia avelao hijanona eo ilay solonanarana fa ho lany daty ho azy eo.

Raha toa indray ka te hanova tenimiafina dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org dia tsindrio ilay hoe [Hanova Tenimiafina]

Hampiditra hevitra

mg