Tsy te ho namana intsony?

Tsy misy bokotra hoe hiala ho mpikambana eto amin'ny namana.serasera.org. Ny namana tsy miditra ao anatin'ny 4 volana anefa dia ho fafaina. Raha toa ka maika te hiala tsy ho mpikambana intsony ianao dia toa izao ny zavatra atao.

 

  1. Voalohany indrindra aloha dia tokony ho fantatrao hoe raha vao miala ianao dia azon'ny olona alaina ny solonanaranao. Noho izany raha mbola nanana namana ianao dia mety io olona vaovao mitondra solonanarana io no hahazo ny hafatra sns. Toa izany koa mety hanaratsy sy hanosopotaka anao ilay namana vaovao mampiasa ny solonanaranao
  2. Rehefa izany dia angatahana ianao hamafa ny sarinao rehetra (tahirintsary), hanala ny mombamomba anao sy hamafa izay hafatra rehetra mbola tavela.
  3. Raha toa ka avy namaky sy mahazo tsara an'ireo ianao ka mbola tianao hofafaina ihany ny mombamomba anao dia mandefasa hafatra ho an'i hery eto, mangataka famafàna anarana. Dia lazao tsara hoe manaiky ianao fa azon'ny olona ampiasaina amin'izay tiany ny solonanarana izay tsy ampiasainao intsony.

 

Hery

Hevitra

charmed - 22/03/2014 08:41
BJR?MANGATAKA NY FAMAFANA NY ANARAKO ATO SY NY MOMBA AHY FA IALA AHO SATRIA TSY AFAKA MAMPIASA AZY ITY INTSONY AZAFADY
Valio charmed
charmed - 22/03/2014 08:43

charmed

Valio charmed
charmed - 22/03/2014 08:43

charmed

Valio charmed

Hampiditra hevitra

mg