Fanoroana

Lohahevitra : Fanoroana
Fitohizan'ny hafatra : Fanoroana
Valiny : 34
Pejy:  1 2 > 
hery - 10/12/2012 23:17
Ireto ny fanorotoroana vitsivitsy mety hilainao. Raha toa moa ka mbola misy fanontaniana dia afaka apetraka hatrany izany.... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
mioby - 04/02/2013 03:41
bjr
mba atoroy ilay karajia fa tsy hita hoe aiza no tokony hanoratra.
merci
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 04/02/2013 13:46
midira ao @ hoe karajia.org dia jereo ao dia mirary anao hahita sy hahazo fahafinaretana e!
Valio | Miverina eny ambony
mioby - 05/02/2013 06:17
Bjr
Ka rehefa tafiditra ao mihitsy no tsy hitako izay atao hoe aiz no tokony hanoratana nef a za mba te hiserasera
Misaotra de manantena fanampiana avy aminareo
Valio | Miverina eny ambony
hery - 14/02/2013 16:50
Rehefa miditra eo amin'ny takelaka karajia.org ianao dia misy fitaovana maromaro azo ampiasaina eo afoboamboany eo.

Anisan'izany ny qWebirc : Tsindrio eto
Valio | Miverina eny ambony
mioby - 15/02/2013 10:51
Merci Hery fa de hojerena ndray io @ manaraka e

Valio | Miverina eny ambony
solo92 - 26/07/2013 10:14
aona kay l mapiditra sary @ fb e?TSITA MITSY ZE KITIHANA
Valio | Miverina eny ambony
Dragonrouge - 03/08/2013 10:14
mba mitady namana eh
Valio | Miverina eny ambony
Dragonrouge - 03/08/2013 10:15
mba mitady namana lehilahy manodidina an' antananarivo
Valio | Miverina eny ambony
soavelompara - 04/08/2013 15:28

Dragonrouge
mba mitady namana eh


namana firy taona no ilainao ??
Valio | Miverina eny ambony
soavelompara - 04/08/2013 15:33
Salut daolo, mba ampianaro miresaka eto fa tena tsy mahay mints; merci
Valio | Miverina eny ambony
soavelompara - 04/08/2013 15:34

soavelompara

Dragonrouge
mba mitady namana eh


namana firy taona no ilainao ??


za vonona ho namanao e
Valio | Miverina eny ambony
nilainakanto - 05/11/2013 23:02
slt!aona ny fijeren le naman nisoratr
anarana farany oh.oe année 2013?
Valio | Miverina eny ambony
nilainakanto - 05/11/2013 23:05
slt!aona ny fijeren le naman nisoratr
anarana farany oh.oe année 2013?
Valio | Miverina eny ambony
harinaval - 21/01/2014 04:34
mitady clavier psr 1000 fara-fahakeny. vidiny 1 200 000 Ar.
Merci

Tahin ny Tompo
Valio | Miverina eny ambony
vazivazo - 13/06/2014 10:35
f aiza mou no ahitan lay karajia ato e, d inon no lohahevitr resahan amzany
Valio | Miverina eny ambony
diana2 - 03/08/2014 20:05
soavelompara
Salut daolo, mba ampianaro miresaka eto fa tena tsy mahay mints; merci

Valio | Miverina eny ambony
hery - 03/08/2014 20:33
Ny karajia dia ao amin'ny http://karajia.org fotsiny no miditra.

Toerana fihaonana no ao. Tsy misy lohahevitra.

Raha mila lohahevitra dia ao amin'ny http://forum.serasera.org no mandeha.
Valio | Miverina eny ambony
0341034514 - 07/02/2015 07:20
salut dwl ity serasera ity zany tsmet akan amie vahiny dsl dahol o
Valio | Miverina eny ambony
toujouhery - 11/04/2015 13:47
manaon daholo o! aon kay ny atao raha itady namana?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 > 
mg