Fanoroana

Lohahevitra : Fanoroana
Fitohizan'ny hafatra : manaon daholo o! aon kay ny atao raha itady namana...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
toujouhery - 11/04/2015 13:47
manaon daholo o! aon kay ny atao raha itady namana?
Valio | Miverina eny ambony
toujouhery - 11/04/2015 13:50
manaon daholo o! aon kay ny atao raha itady namana?
Valio | Miverina eny ambony
Mitikwely - 05/05/2015 15:33
salut!!!! mba atorohy aho reto fa mbola tena tsaiko mitsi hoe ahoana avy.... misaotrA mialoha
Valio | Miverina eny ambony
kartoll - 18/05/2015 13:02
te hanakantona compte za! inona no atao?
Valio | Miverina eny ambony
elie5 - 01/08/2015 10:54
Mila tsiny fa ny ahy resaka hafa mints,Mba omeo "site" afahana maka baiboly elektronika za raha azo atao azafady.Misotra mialoha!
Valio | Miverina eny ambony
elie5 - 01/08/2015 10:56
Mila tsiny fa ny ahy resaka hafa mints,Mba omeo "site" afahana maka baiboly elektronika za raha azo atao azafady.Misotra mialoha!
Valio | Miverina eny ambony
AINA77 - 01/11/2015 15:58
azafady aoana ny atao ra te hijery ny tononkalo rehetra sy ny ahy???
Valio | Miverina eny ambony
AINA77 - 01/11/2015 16:01
aoana kay ny fijerena tononkalo
Valio | Miverina eny ambony
jessimi - 25/01/2016 13:04
Manahoana e?

Mba te hanova ny momba ahy fa tsy haiko izay fanaovana azy.
Misaotra mialoha e
Valio | Miverina eny ambony
jessimi - 25/01/2016 13:08
Manahoana e

Mba te hanova ny momba ahy fa tsy haiko ny fanaovana azy.
Misaotra mialoha e
Valio | Miverina eny ambony
avotra09 - 21/11/2018 08:20
Slt!aiza no manao enregistre refa feno ilay mombamomba e?
Valio | Miverina eny ambony
avotra09 - 21/11/2018 08:21
Slt!aiza no manao enregistre refa feno ilay mombamomba e?
Valio | Miverina eny ambony
marenah - 23/08/2019 11:02
bonjour daoly tsy mety tafiditra @ le chat kely eo ambany tsony za fa mangataka solon'anarana vao2 izy
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2
mg