Ny takelaky ny serasera.org rehetra

Lohahevitra : Ny takelaky ny serasera.org rehetra
Fitohizan'ny hafatra : Miarahaba he! Mba afaka manokatra takelaka mahakas...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
rold - 19/09/2014 10:35
Miarahaba he! Mba afaka manokatra takelaka mahakasika ny kabary malagasy ve ianareo.
Valio | Miverina eny ambony
rold - 19/09/2014 10:36
mba afaka manokatra takelaka momba ny kabary malagasy ve ianareo
Valio | Miverina eny ambony
vounji - 16/02/2015 08:56
salut!
mba mila tononkira miaraka @ partition mahakasika ny Paska zay manana oh!
fanomezantsoafransoa-at-gmail.com ny mail.ko.
mankasitraka indrindra oh
Valio | Miverina eny ambony
fonohasina - 16/02/2015 11:53

ANDRIAMENA67
bonjour
miarahaba.Norosoa
f.b : RAVAOARIVELO NOROSOA EVELYNE
Valio | Miverina eny ambony
Aina31 - 24/07/2015 07:45
oditra rotra no atao " tanehina ny oditra rotra de avieo rehefa mangotra ka dia atao ao anatipo de ipetrahana avy eo maraina sy ariva no manaovana azy atao izay zaka fa ts mety raha mamay be iny an! 3 andro de afaka ary levona izay fa mirary fahasalamana hoanizay ts salama รด
Valio | Miverina eny ambony
razafyaina2o15 - 22/04/2016 14:26
tsara nyfifanankalozan kevitra na dia eo @ olonatsy mifankahalala akory aza satria reny indrindra aza no tena hahalalanazavatra betsaka indrindra ny mahasoa
Valio | Miverina eny ambony
Augustin.RSN - 30/09/2017 15:23
Mba mangataka hevitra amintsika namna
misy olona vehivav anakray tena tiko ary ef ela be zay no niarak (1 taona eo ho eo)
efa maro mpahalala be ny fiarahanay!
za nefa mbola mianatra! maro ny olona nefa no milaza hoe ts tokony haharitra ela be lotr ny fiarahanay any ivelany fa tohony heseho anivon RAD le vevavy za! de inona re zany no tokon hatao mba hanatanterahana an'zany e!
Valio | Miverina eny ambony
radonandrianina - 15/11/2018 11:11

jessie.
Salam o.z mb mitady naman mb azo ifampresan.

za afaka miresaka aminao raha tinao e, ty adresse mail akou, radonyaro-at-gmail.com
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2
mg