Torohevitra momba ny fifaneraserana

Lohahevitra : Ankapobeny
Fitohizan'ny hafatra : Torohevitra momba ny fifaneraserana
Valiny : 12
hery - 06/03/2013 09:22
Mahafaly ahy ny manolotra ho anareo, indrindra ho an'ireo namana vaovao,
torohevitra vitsivitsy mety hahatsara ny fampiasana ity namana serasera
ity. - Fitadiavana namana : Raha tianareo hahomby ny fitadiavana izay
namana hifaneraserana dia ampiasao ilay hoe Hitady namana etsy ankavia
etsy. Mar... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
mahaleonome - 06/03/2013 09:22
te hananamana bedebe ato @namanaserasera za o!!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
hery - 30/05/2013 19:52
Mampidira kou
Valio | Miverina eny ambony
tyuiop - 24/09/2013 21:58
mba mitady namana maharitra 40 a 60ans matotra tsara i tyuiop afaka iaradia amzao fiainana zao na gasy na vazaha mety daholo
Valio | Miverina eny ambony
tyuiop - 24/09/2013 22:20
mba mitady namana maharitra lehilahy 40 a 60ans matotra tsara i tyuiop afaka iaradia aminy amzao fiainana zao na gasy na vazaha mety daholo
Valio | Miverina eny ambony
ohm4287 - 09/01/2014 09:14
slt dol, mitady namana vehivavy 25-35 taona za, ifampizara fiainana amiko, matotra, gasy mipetraka manodidina an'Antananarivo.
Valio | Miverina eny ambony
Rinayaj - 31/01/2014 12:36
Slu dol o!iz av no manw fb atu.
Valio | Miverina eny ambony
jazzou05 - 14/02/2014 17:59

Rinayaj
Slu dol o!iz av no manw fb atu.
za zao manao fb
Valio | Miverina eny ambony
pipiso1 - 16/06/2014 15:44
bonjour daoly!!za vevavy 26ans mitady namana ar mitady olona afak iaradia amk mandrakizay!!io n pseudo ko d zay liana d afk mresak amk tsar!!misoatra!!!!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
yvanhoalain - 06/02/2015 16:44
pipiso1
bonjour daoly!!za vevavy 26ans mitady namana ar mitady olona afak iaradia amk mandrakizay!!io n pseudo ko d zay liana d afk mresak amk tsar!!misoatra!!!!!!!!!


Bjr, aiz ndr no mipetrak, manao fb ve ndr , rah en dia mb omeo ah n anarandr, mer6 d'anvance.
Valio | Miverina eny ambony
yvanhoalain - 06/02/2015 16:50
jazzou05

Rinayaj
Slu dol o!iz av no manw fb atu.
za zao manao fb



za Alinho Alain no anarako
Valio | Miverina eny ambony
tsinan - 30/03/2015 21:32
mtad naman vehivavy aho.
Valio | Miverina eny ambony
guant - 25/06/2015 08:58
bjr, efa nahita namana ve ry pipiso a!
Valio | Miverina eny ambony
mg