Olana tsy tafiditra

Lohahevitra : Fanoroana
Fitohizan'ny hafatra : Olana tsy tafiditra
Valiny : 3
hery - 11/08/2015 09:13
 
Update: Tokony tsy hisy olana intsony amin'izao ny fidirana. Raha mbola misy olana dia soraty etsy ambany

Hamarino tsara aloha raha nampidirinao araka ny tokony ho izy ny solonanarana sy tenimiafina. Tsy mitovy ny SORABAVENTY sy soramadinika tahaka ny hoe Hery sy HERY ary hery. Ka izay solon... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
nanou60 - 11/08/2015 09:13
Namanaserasera
Bonjour,
Efa tafiditra aho nefa mitady namana aho (hitady namana), dia tsy tafiditra mihitsy.
Misaotra tompoko
nanou61
Valio | Miverina eny ambony
Kalobeeeev - 19/03/2019 13:35
SLT dahl efa tafidtr saing mangtk solon'anarana vao iz nef ampidir ts hita izay andefasana azy
Valio | Miverina eny ambony
Kalobeeeev - 19/03/2019 13:35
SLT dahl efa tafidtr saing mangtk solon'anarana vao iz nef ampidir ts hita izay andefasana azy
Valio | Miverina eny ambony
mg