Namana vaovao?

Lohahevitra : Fanoroana
Fitohizan'ny hafatra : Namana vaovao?
Valiny : 1
hery - 04/06/2016 18:35
Mahafaly ahy ny manolotra ho anareo, indrindra ho an'ireo namana vaovao,
torohevitra vitsivitsy mety hahatsara ny fampiasana ity namana serasera
ity. - Fitadiavana namana : Raha tianareo hahomby ny
fitadiavana izay
namana hifaneraserana dia ampiasao ilay hoe Hitady namana etsy ankavia
etsy. Ma... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
angouz - 04/06/2016 18:35
Salama ! tokony solon'anarana fotsiny dia efa ahitana ilay olona satria tsy fantako akory ny mombamomba ilay olona, ary tokony hilahatra ordre alphabetique ny lisitrin' namana
Valio | Miverina eny ambony
mg