Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

hooli 03/12/2021 04:09
Aiza ry reto no ahitana ireo tononkira , toa efa tsy ato intsony?
Sa izaho no tsy mahay mijery?

hooli 03/12/2021 04:04
@HOOLI : Salama daholo, mahagaga ahy fa na dia efa ela ary aho no tsy teto amin'ity tambajotra ity dia tsaroako foana ary tsy mety adinoko ny teny miafina nomena ahy hatramin izay. Rehefa sendra mahasokatra an ito aho dia miverina ho azy ato an dohako ilay teny miafina, ho an ny tamb... Tohiny

tantanana 09/09/2021 13:37
Otr'izao tamin'ny 2008, niresaka be mihitsy zahay.
Any izay Saroy sy ny namany.

diasa 30/07/2021 06:51
salama daholo tsika e!
fa nakaiza ary tsika ato no to tsy de hita matetika ato daholo ny namana sa mbola miady @ mme corona?