Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

bufftoo 25/09/2015 06:09
TSOTRA SADY MAHAFINARITRA NY MIAINA!!
fa ILAY MIARA-MIAINA AMAN'OLONA NO TENA SAROTRA SADY MANAHIRANA

stahtam 21/09/2015 07:17
Mamaly ny fanazavan'i Rafieritreretana i Stahtam:
Nitanisa versets amina boky 3 Rafieritreretana koa izao no mba hevitro
1°) "Jaona 4:22 Jiosy Izy":
Eny, nefa sady MPANJAKAN'NY JIOSY koa Izy koa amiko dia ny vahoakan'io Mpanjaka io no tena mahalala ny momba Azy tsara, fantany ihany koa ny anarany. ... Tohiny