Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

chantrire 17/09/2015 08:00
Kolosiana 3 : 8 «Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao,dia fhatezerana,fiavonavonana, lolompo, fitenenan-dratsy , teny mahamenatra avy amin ny vavanareo.»

nutsurak 16/09/2015 07:59
raha tojo olana ianao
alaviro ny ahiahy
fa 'lay Zanahary ao
hitsimbina hitahy
raha tojo olana ianao
alaviro ny ahiahy
fa 'lay Zanahary ao
hitsimbina hitahy

Dollyjah 14/09/2015 03:47
Je suis un poete et ecrivain...tiako ny mifandray @ olon-drehetra...izany no hidirako ato @ ity groupe NAMANA ity.