Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

mpilaza444 11/09/2015 10:51
Za mba te hifanerasera amin'ny vehivavy cool + 25 ans fa tsy manambady fa mba miaraka fotsiny aloha

hery 10/09/2015 23:22
Ahoana ny fahitanareo an'ilay takelaka nony nohavaozina?
Tsotra kokoa ve? Mahafinaritra kokoa ve? Mora ampiasaina ve?
Ny loko ve tianareo sa inona no tokony ho mety?

FENOSOA2 10/09/2015 18:35
slm! Aminy zao fiainana izao d misy mhts ny olombelo ts mb hambady sy mb hamela taranaka mhts.

hery 10/09/2015 00:25
Ok. Manatsara tsikelikely ihany fa aha misy zavatra tsikaritrareo tsy mandeha dia aza misalasala manoratra.
Mety misy adino mantsy.

nanou60 09/09/2015 12:05
@hanina2: bjr, faly aho fa nahazo namana anao. Aty Mahajanga no misy ahy. Tiako ny olona matotra sy be fitiavana. Tiako koa anefa ny mitsiky sy misangy, mahatsara ny fahasalamana manko ireny, sa ahoana hoy ianao?

nanou60 09/09/2015 12:01
@megabass: Bjr, faly aho mandray anao ho namana. Aty Mahajanga no misy ahy.
Nanou

Poseidonn 09/09/2015 08:03
Tsy hay ny tsy hiteny manoloana ireny horonantsary maneho ny famonoana Vehivavy Malagasy tamin'ny fomba feno habibiana tany Koweït ireny. Fa dia inona loatra no fiheveran'ireto olona hafa firenena ireto ny vehivavy Malagasy??? Tena mahatsiaro tena ho miraviravy tanana ny tena manoloana ireny zavat... Tohiny