Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

guant 14/07/2015 11:19
@alianyah: inona io hafa mihitsy io?
rabaradaka 13/07/2015 08:45
@victoria: mahafinaritra izany ary tsara mihitsy ny ifandraisan'ny ray aman-dreny mba ifampizarana ny fitaizana
Rabergera 12/07/2015 22:00
Efa nisy alina intelo izay aho nanofy oe tany dago indray aho de manina beuhhhh no farany a...
anja7 10/07/2015 19:02
@Daniel87: bjr daniel! mb te ho namanao ra mety, midira am fb f io no mahazatr ahy, ty ny adiresiko anjaraniina sitraka, merci
fitiavana00 09/07/2015 06:38
Firaisankina no zava-dehibe
Iviko 06/07/2015 19:27
Gasy ah,gasy enao ary gasy isika.......
Radoo 06/07/2015 10:13
@vannie: slt vannie, valio ito msg raha mbola mpikambana ato ianao
hajarisoa 06/07/2015 09:30
@ninass: bjr; mba t hifandray aminao aki za ra mety a, t ho namana e!valio
Voalohany  < 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 >  Farany
mg