Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

rabaradaka 13/07/2015 08:45
@victoria: mahafinaritra izany ary tsara mihitsy ny ifandraisan'ny ray aman-dreny mba ifampizarana ny fitaizana

Rabergera 12/07/2015 22:00
Efa nisy alina intelo izay aho nanofy oe tany dago indray aho de manina beuhhhh no farany a...

anja7 10/07/2015 19:02
@Daniel87: bjr daniel! mb te ho namanao ra mety, midira am fb f io no mahazatr ahy, ty ny adiresiko anjaraniina sitraka, merci

hajarisoa 06/07/2015 09:30
@ninass: bjr; mba t hifandray aminao aki za ra mety a, t ho namana e!valio