Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Tolotrah 12/06/2015 12:47
@tran: Nalefa handalo iserana anao tokoa d maro b reo nofy tsara niserana. Aza atao miserana zan f ndao hampiainina. Merci

raJIM121 10/06/2015 08:40
mitady mpiasa an-trano vehivavy kilasy mandry, manao ny rehetra: manampy mivarotra rehefa tsy ao an-trano,manasa lamba,matsaka rano,mahandro sakafo,manadio trano.
Olona 2 na 3 iany no ao an-trano ary tsy misy zaza.
KARAMA: 250 000F
ILAINA NY: karapanondro sy ny photocopie-ny,sary tapaka 1 apetaka eo... Tohiny

henintsoa86 08/06/2015 12:50
@vazivazo: salu tiasangy fir tona oa ndri io e mba te iresaka mvantan @ndri za rahentss namana vao2