Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

sombilakely 21/05/2015 12:26
@majakely: slt, za koa faly mandray anao dia mrary soa eh, dia mba ilazao vao2 zay misy any eh!
JAOANJARA 18/05/2015 10:01
@JaoAnjara: Miha-mahazo vahana eto amin-tsika ankehitriny ny olona tsy mpanao ary tsy mpandalina ny resaka politika akory kanefa dia mirodorodo handeha hilatsaka sy hifaninana amin'ny fifidianana misy eto amin'ny tany sy ny firenena.Mampalahelo raha izao no mitohy fa dia ho potika ity firenena ity,... Tohiny
laolomasina 18/05/2015 08:19
@ivonera: slt!aiza ary ianao io zao?
nikantoindrindra 08/05/2015 09:33
Masina ny tanindrazana
endrika01 29/04/2015 10:26
@bethoo: zay ve sady tsy manana num telma na orange na lay telo telo io!ahay zany tsy mba anisanle namana afaka miantso kou!!!! :D
ragoh 28/04/2015 09:51
Ara-dalàna ve ny famarotana ny lova (izay misy amin'ny mpandova no tsy mankasitraka an'izany) ary ny vola no zaraina ho an'ny mpandova rehetra. Misaotra mialoha amin'ny valiny.
mika344 27/04/2015 01:46
@erkiady: bsr in n vaovao? ts aiko oa fa otran malael anao zan za e! otran oe maatsiar anao fona nef ts afak mrsk b amle b asa mazto enao de bonne journee e a bientot
tanamiranto2015 24/04/2015 12:51
mba afaka mahaz n sarinao ve za !
Voalohany  < 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 >  Farany
mg