Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

bethoo 17/04/2015 14:03
rehefa malalak enao afak miantso anao dia manao pro kely isika rah mety aminao fa rah tsy mety tsy maninona dia mirary soa e! ity numa 0337617533 ou 324235361 342761458 Mr hasina

JAOANJARA 17/04/2015 10:18
@JaoAnjara: hajaiko mandrakariva ny teniko,ary hianarako mandrakizay mba tsy ho neniko

JAOANJARA 14/04/2015 10:06
Marina tokoa ilay voalazan'ny mpandinika iray manao hoe: Tsy ny mpamaky no niteraka ny boky , fa ny boky no niteraka ny mpamaky!

andorasoanandrianina 03/04/2015 11:25
salama daholo! Azafady saika mba hanontany fotsiny aho oe aona nga mi"telecharger" hira gasy Mp4 tonga de vakiny lecteur divix no sady tsy mila mandalo convertisseur intsony. Misaotra betsaka!