Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

andorasoanandrianina 03/04/2015 11:25
salama daholo! Azafady saika mba hanontany fotsiny aho oe aona nga mi"telecharger" hira gasy Mp4 tonga de vakiny lecteur divix no sady tsy mila mandalo convertisseur intsony. Misaotra betsaka!
aina.marie 01/04/2015 06:58
L'amour ne veut pas forcément dire que l'on va souffrir, même si c'est souvent ce qu'on nous dit. Je crois que de façon générale, l'amour est mal défini. Il ne signifie pas seulement nager en plein bonheur ou se retrouver à trente-six pieds sous terre. On dit souvent que l'on souffre de ne pa... Tohiny
JaoAnjara 30/03/2015 10:28
Ireo fitsi-piainana tokony sy tsy maintsy arahin'ny Kristianina voalohany
Deteronomia 5 : 6-18
-Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho an... Tohiny
JaoAnjara 30/03/2015 10:24
Fa dia nahoana loatra ary ity Nosy ity no mihemo-dava toy izao?,ireo mpanao politika na iray aza tsy misy mba mety ho tonga saina hanavotra an'i Madagasikara.Efa voababon'ny vola tanteraaka ve ny fony ka tsy mahalala hoe misy iray ra aminy mijaly anie eto noho ny hafitsok'izy ireo e
andry 1000 30/03/2015 04:15
@Mitsoa: mankasitraka e!! manantena za fa nitohy ihany 'lay fianarana an! de mirary fahombiazana foana e. Andry 1000
JaoAnjara 29/03/2015 19:00

Lorsqu'une personne te raconte toujours tous
ses problemes,cela ne veut pas forcement dire
qu'elle se plaint tout le temps.
Ca peut juste vouloir dire qu'elle te fait
confiance...
JaoAnjara 29/03/2015 18:34
Arahaba Tompokolahy,salanitra tompokovavy!Manahirana ny miaina hoy aho ankehitriny fa raha midina ambany safotry ny rano, mitoetra ambony mihotsaka ny tany, eo afovoany indray hianjeran'ny vato, ka ho aiza ary?...
Gidjashy2 27/03/2015 13:22
@Aniah: arabaina nahatratra by tsingeritaona nahaterahana e
lizco1238 25/03/2015 16:01
salut!! je me présente je m'appelle christian, 28 ans, celib et en recherche actif. si ça t'intéresse contacte moi au 0667874589.
biz
Voalohany  < 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 >  Farany
mg