Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Gidjashy2 25/03/2015 14:30
gidjashy no anrako
fiainana no anjarakao
mety tsy fantatrao angamma fa i gidjashy tsy mba manavaka
anisany fazarako sy fialambolilo ny mivavaka

JaoAnjara 23/03/2015 17:10
Ny fifampitondrana eo anivon'ny fianakaviana izay velona iray trano, maty iray fasana no lalàm-pihavanana mandamina ny fiaraha-monina izay fehezin'ny fahendrena. Nahoana ary isika no mifandrafy?? >Malagasy ianao,malagasy aho ...'ndeha hanavotra an'i Madagasikara @ fanjanahana.

spy 18/03/2015 14:59
@kpriss: bonjour!
je serais ravi de faire connaissance avec vous;
je suis de Vivonne près de
Poitiers.
à bientôt si vous voulez bien! Mandrapiona

loickely 18/03/2015 12:57
@belakely: mahafinaritra be ny sarinao mba te hifampisera @nao za raha mety