Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

belakely 13/03/2015 15:20
@lezakely: bonjour! maninona raha mba asiana sary ilay eto?
tetyfy 13/03/2015 12:52
Kozikozy mandalo
fith 13/03/2015 12:31
@ferry: faly miarahaba de faly mahafantra hoe misy ol hendry tsara otra zany am zao andro zao
Kant myah 11/03/2015 16:46
Malagasy aho mahafaly ahy izany!
jamel 11/03/2015 07:34
Mafinaritra ana le mifandray amanolo! Peace
nirnanantenaina 11/03/2015 04:54
saika mba anontany kay azafady hoe mety misy manana ve ilay film "La passion du Christ" @ teny malagasy na koa hoe aiza no mety ahitana izany? misaotra mialoha
Voalohany  < 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 >  Farany
mg