Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

mariejoseph 07/03/2015 20:06
ahoana ihany àry ty orana tsisy farany ity, izahy aty ambanivohitra 'zao dia efa anaty rano tanteraka mihitsy. sarotra aloha e!

Fiffi 07/03/2015 16:40
Mahalasa saina mijery an'ity....
https://fr-fr.facebook.com/EconomiaExpansionmg

fith 06/03/2015 10:41
ZA VE NO HANORATRA ?O RYN RETO A IN ZAO NY LAMAODY METY MA TY ORANA FONA TY FA OTRAN TSY HITA MITSY ZAY AKANJO HANAOVANA E

ntora 05/03/2015 16:19
@norella: misaotra betsaka anao zaho manaiky hiditra ho namako. Enga anie mba ho tsara izany finamantsika izany