Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

malalaarma 05/03/2015 07:51
@Tiana79: faly miarahaba anao ny tenako ka in ny vaovao sy maresaka any aminao
malalaarma 05/03/2015 07:48
@fonohasina: miarahaba anao sady miala tsiny fa zao indray vao nahasoratra ho aznao e !
in ny vaovao sy maresaka any aminao any ela be tsy niona zay e !
malalaarma 05/03/2015 07:46
@ora: ela be aho vao mba niditra teto indray fa mbola be ny nahasairana ka in ny vaovao any aminao e !
tatamilay 04/03/2015 08:28
slt enao, ary aiza no tsy hita eto intsony
fonohasina 03/03/2015 18:56
Miarahaba an- tsika rehetra eto amin,NY serasera !
fonohasina 03/03/2015 18:55
Miarahaba an- tsika rehetra eto amin,NY serasera !
vatofisaka 03/03/2015 08:46
be fitia ANDRIAMANITRA
Jock 03/03/2015 05:15
Maro ny fahavalon’ny kristiana ary miseho amin’ny endrika isan-karazany toy ny hoe : fandrika, fankahala… Fa Andriamanitra koa dia mamela ny fahoriana hihatra amin’ny mpino mba hahaizany mitalaho sy miankina ary mifikitra Aminy. Fa ao anatin’izany dia misy fampanantenana, ary ahitana ny fa... Tohiny
Voalohany  < 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 >  Farany
mg