Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

magasy 26/02/2015 17:40
Voaozona ve isika malagasy sa ahoana ? Ahoana ary no iafaran'ny taranaka malagasy ity ? Mbola afaka manantena fandrosoana ve isika malagasy ?

mulan920 26/02/2015 05:55
Mahafinaritra vao maraina NY andro aty zany,FA tsy fantantra anefa raha hivadika rehefa avy EO.ny andro ririnina mantsy tsy Mena mivadika

ikalamako 25/02/2015 21:48
tsss, miaiky ihany hoe misy vely tampoka manokatra fery noheverina fa efa nikatona an... eishy e ry fiainana eeee

Tanjaka 24/02/2015 20:30
@soadomoina: Miarahaba,
Ela ihany vao tafandalo eto. Mirary tononon'andro vaovao ho anareo ! Tanjaka