Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

jralfy 10/02/2015 05:02
@desie: alefaso ny criyere à évaluer
goussy 07/02/2015 09:28
@Goussy: "Tiava marina tokoa dia ataovy izay tianao hatao" (Md Augustin)
0341034514 07/02/2015 06:31
sendra varina ah mandinika ny atsaranao
nono459 06/02/2015 13:17
@mirana88: Salama,

Faly miaraha sy mirary fahasalamana tanteraka ho anao sy ny zanakao. Inona ny vao²? Tsy ho lava resaka aho sendra nandalo teto dia nahita anao. Ba hifandrantsika tsara dia ity ny adiresiko ra mety @ao :

numtel :+261 033 74 218 67 na +261 034 98 208 31
e-mail : johnhonored-at-yaho... Tohiny
nono459 06/02/2015 13:07
@Nofy2: Azfd ra mahita io tononkalo nataonao io aho dia lasa fisainana. Zavatra nihatra t@ao ve izy io. Sa mpanoratra mihitsy ianao. Mahalasa fisainana mantsy ilay izy. Ra mpanoratra mantsy ianao dia mamporisika anao atrany fa tena mahay ianao.

Te-hifandray @ao aho ka ity ny adiresiko ra sitrakao ... Tohiny
bufftoo 06/02/2015 05:15
@kalanyah: Fa inona no ny manahirana?
Matiw 05/02/2015 13:39
Toy inona ny manahirana
tendre 03/02/2015 14:55
@mirana88: bjr ianao any epinal.tsapako tsara mihitsy ny adinao irery aty an tany lavitra aty.izaho koa mantsy divorcé rahateo ary ireo zanako miara mipetraka amin ny reniny, ny antony nisarahana moa azo lazaina miandalana eny iany fa raha toa ka misy hevitra tianao angatahana momba ny zava drehet... Tohiny
Voalohany  < 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 >  Farany
mg